|
|
|
|

Teny iditra1  mahasolo
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#624] Qui peut remplacer, compenser
Ohatra  5  [2.117#72] Ny hafanan' ny milina dia mahasolo azy.
6  [2.332#17] Rehefa lehibe hianao vao tena mahasolo ny ataoko.
7  [2.113#40] Zanakareo ireo ka aoka homentsika azy izay ilainy, sao tsy mahasolo anareo any aoriana any.
Fototeny  8  solo

Fivaditsoratra  9  hamolosa, mahasolo

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21