|
|
|
|

Teny iditra1  mahatakatra
Fototeny  2  takatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] to be able to reach; to understand
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] être capable d'atteindre; comprendre
Ohatra  6  Ny hevitry ny maro mahatakatra ny lavitra. [2.298#]
7  Fa misy koa tsy mahatakatra kavim-bolamena ka manao kavim-barahina. [2.436#]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
Kamban-teny 
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny mahatakatra io

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/12