Teny iditra | mahatanora (tanora) | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Mahatonga ho tanora: Mahatanora anao izao hety izao (maha-tanora) Antony ilazana fa tanora: Mbola hita ihany ny maha-tanora anao [1.1] | |
Fivaditsoratra | amotrahana, mahatanora, mahatorana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |