|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mahatanty
Fototeny  2  tanty
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Mahazaka, mahalefitra: Tsy mahatanty esoeson-teny izy
5  [1.13] maozatra, tsy laitra, mahari-pery
Fanazavàna teny anglisy  6  [1.7] to be able to endure; to be able to resist temptation
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.8] être capable de soutenir; être capable de résister à la tentation
8  [1.13] résistant
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
Mpanahaka  12  mahatohitra

Teny iditra (2/2)13  Mahatanty
Sokajin-teny  14  anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
Ohatra  15  [2.508#125] Ny toerana nalaza nisy ady mafy indrindra dia ny tao Anosimena-Mahajilo, izay naharesy an' i Mahatanty sy ny tao Ambiky, renivohitr' i Toera
Voambolana  16  Tantara: olona

Fivaditsoratra  17  hitatanam, Mahatanty, mahatanty, nitataham

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08