|
|
|
|

Teny iditra1  mahatorovana
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Ohatra  3  [2.928#42] Ny foko manana ady anaty mahatorovana ny aiko
4  [2.324] lana koa indraindray tany hay voadoro be vodi-ahitra sy ampanga maranitra ary indraindray vatokaranana mahatorovana ny faladia.
Fototeny  5  torovana
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11