Teny iditra | 1 mahatratra |
Fototeny | 2 tratra |
Sokajin-teny | 3 matoanteny na mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3, 1.5] atteindre 6 [1.3] saisir 7 [1.3, 1.5] qui peut atteindre, qui peut saisir |
Ohatra |
8 Izay lefona mitranga rehetra dia mahatratra azy avokoa. [2.895#] 9 Niezaka mafy tokoa Ramagozy sao mba mahatratra ahay ny ain-janany. [2.357#] |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny mahatratra io |
Fivaditsoratra | 15 hamatratra, mahatratra |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |