| Teny iditra | 1 mahatsangy |
| Fototeny | 2 tsangy |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mahasolo, mahadimby; mahay mitondra ny anaran-dray; mahay manarina ny harena aman-draharahan' ny fianakaviana; manome voninahitra ny razana sy ny ray aman-dreny.
[1.1] |
| Ohatra |
5 Raha nitombo indray ireo dia manao izay mahatsangy, ka samy maka ny azy taroa amin' ny fasan-drazana, ka izany no nahatonga famadihana.
[1.437#]
|
| Fikambanana | 6 Fitenena, anaran-tany, sns miisa 2 misy io teny io |
| Ohabolana | 7 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07 |
|