Teny iditra mahatsikaritra (tsikaritra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Sendra mahita, mahatsipalotra: Nahatsikaritra andRasoa aho tany an-tsena [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To perceive at a rapid glance [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Apercevoir instantanément [1.8]
Ohatra Ny Menamaso alefan-dRakoto koa matetika hitsikilo ny fampinomana, ka nony mahatsikaritra ireny ny mpampinona, dia nikendry tsara tsy hahafaty olona. [1.437]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mahatsikaritra
Ny lasa : nahatsikaritra
Ny hoavy : hahatsikaritra

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20