Teny iditra mahatsinjo (tsinjo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana anglisy to be able to look over from above or from afar [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay pouvoir regarder d'en haut ou de loin [Hallanger 1974]
Endriteny 
mahatsinjo
nahatsinjo
hahatsinjo
Ohatra Natopiny tany amin' I Lidy indray anefa ny masony, ka toa matahotra ny herim-batana ananany toa mahatsinjo ny valifaty mety hahazo azy. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 85]

Teny iditra Mahatsinjo (maha-, tsinjo)
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Voambolana 
Ohatra Efa tonga ao Mahatsinjo ve i Masy? [Andriamalala: Ranomasina, takila 42]
Haianarantany maha, tsinjo

Teny iditra Mahatsinjo (maha-, tsinjo)
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Voambolana 
Haianarantany maha, tsinjo
Sary 

2013/07/29