|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  mahatsinjo
Fototeny  2  tsinjo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy  4  to be able to look over from above or from afar [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5  pouvoir regarder d'en haut ou de loin [1.8]
Ohatra  6  Natopiny tany amin' I Lidy indray anefa ny masony, ka toa matahotra ny herim-batana ananany toa mahatsinjo ny valifaty mety hahazo azy. [2.470]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
Kamban-teny rehetra 

Teny iditra (2/3)11  Mahatsinjo
Singan-teny  12  maha~, 13  tsinjo
Sokajin-teny  14  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Ohatra  15  Efa tonga ao mahatsinjo ve i Masy? [2.471]
Voambolana  16  Haitoetany: tanàna

Teny iditra (3/3)17  Mahatsinjo
Singan-teny  18  maha~, 19  tsinjo
Sokajin-teny  20  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Ohatra  21  Efa tonga ao mahatsinjo ve i Masy? [2.471#]
Voambolana  22  Haitoetany: tanàna
Sary 

Fivaditsoratra  23 Mahatsinjo, mahatsinjo

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/20