|
|
|
|

Teny iditra1  mahatsiravina
Fototeny  2  tsiravina
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Mampatahotra, mampivadipo: Nandre kiakiaka mahatsiravina aho halina
Mampihoron-koditra: Mahatsiravina mihitsy ilay fifandonam-piarakodia teo Analakely izay
Ratsy izaitsizy: Mandehana sasao ity tarehinao fa mahatsiravina
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] shocking; appalling
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] épouvantable, choquant
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny mahatsiravina io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11