|
|
|
|

Teny iditra1  mahatsoka
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1#1002]
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#791] qui peut souffler
Ohatra  5  [2.895#29] dia tsy nahatsoka fililiotra intsony aho
6  [2.470#90] Rahoviana ianareo no hahatsoka afo toy izao?
Fototeny  7  tsoka
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  9  hamotsaka, hatsamako, mahakotsa, mahatsako, mahatsoka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21