Teny iditra | mahavaky (vaky) | ||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||
Fanazavàna teny frantsay | Qui peut fendre, casser: Mahavaky ny atidohako ity raharaha ity (Ce travail me casse la tête) Qui peut traverser Qui peut lire: Tsy mbola mahavaky teny izy (Il ne sait pas encore lire) Qui peut mettre en déroute [1.3] | ||||
Ohatra | tsy mba vaky ny hoditra, raha kapohina hazo aza tsy mba mahavaky hoditra azy;
[2.48] | ||||
Kamban-teny |
| ||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny mahavaky io | ||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |