Teny iditra mahavaky fo (vaky, fo)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fitokoavana Teny na fitenenana hita ao aminy: mahonena
Ohatra ny tongotra mitete ra, mahavaky fo izay olona mba manana fo ihany. [Rajohanesa: Kintana]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31