|
|
|
|

Teny iditra1  mahavanona
Fototeny  2  vanona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Mahatonga ho vanona: Ny toetra amam-panahy no mahavanona
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] to bring to completion or to maturity
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] mener à bonne fin; produire des fruits mûrs
Ohatra  7  Mbola io koa ny teny napetrakareo, ny hoe: raha mahavokatra, raha mahavanona. [2.245#]
8  Tsy hitondra any amin' ny hevitra iombonana sy mahavanona raha izy tenany fotsiny. [1.369#]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  13  ahavanonam, hanamavoan, hanavoanam, mahavanona, vahomanana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21