| Teny iditra | 1 mahavelo |
| Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 [Antemoro] misaotra
[1.78] 4 [Masikoro] mahavelona, misaotra [2.606#152] |
| Kamban-teny rehetra | 5 manao mahavelo |
| Ohabolana | 6 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 7 mahalevo, mahavelo, 8 vahemalo |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26 |
|