Teny iditra mahavelombelona (velombelona (velona))
Sokajin-teny mpamaritra
Ohatra 
1Mahavelombelona ahy ity tsio-drivotra ity (Cette brise me ranime) [1.3]
2Iray fanahy amin' ny lalitra izy ireny, ka ny maloto no mahavelombelona ny ainy [2.285]
3misy olona mahavelombelona anao ny miaraka aminy, ary misy mahalozodozotra anao [2.296]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mahavelombelona
Ny lasa : nahavelombelona
Ny hoavy : hahavelombelona

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20