| Teny iditra | 1 mahavelombelona |
| Fototeny | 2 velombelona |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Ohatra |
4 mahavelombelona ahy ity tsio-drivotra ity (Cette brise me ranime)
[1.3#825]
5 Iray fanahy amin' ny lalitra izy ireny, ka ny maloto no mahavelombelona ny ainy [2.285#191] 6 misy olona mahavelombelona anao ny miaraka aminy, ary misy mahalozodozotra anao [2.296#112] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26 |
|