|
|
|
|

Teny iditra1  mahavita tena
Singan-teny  2  mahavita, tena
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.13] ilazana ireo zavamaniry afaka manamboatra ny sakafony avy amin'ny raha mineraly
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] to be able to care for oneself
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] pourvoir à ses propres besoins
7  [1.13] autotrophe
Ohatra  8  Mpiasy tsy mahavita tena io (C'est un ouvrier qui ne se suffit pas, qui ne travaille pas assez pour gagner sa vie) [1.3]
Voambolana  9  Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/22