Teny iditra | 1 mahavoasazy |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Ohatra |
3 [2.117] mahavoasazy ny manao izany. 4 [1.320] Tsy misy olona azo sazina raha tsy araka ny lalàna navoaka hanan-kery alohan' ny nanaovana ilay fihetsika mahavoasazy. 5 [2.332] Samia hendry tsara mandra-pahatongan' io andro io, satria raha misy tsy hendry, dia sady voasazy tsy man-kany, no mahavoasazy koa ny sisa rehetra, tsy misy afaka handeha. |
Fototeny | 6 voasazy |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |