|
|
|
|

Teny iditra1  mahavokatra
Fototeny  2  vokatra
Sokajin-teny  3  matoanteny na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Afaka hahavokatra: Tany mahavokatra
5  [1.13] lonaka, zina
Fanazavàna teny anglisy  6  [1.7] to yield, to bear fruit
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.8] porter des fruits, produire
8  [1.13] productif, fertile
9  [1.196] qui peut accroître la production: Mahavokatra ny vary ny zezika (Les engrais accroissent la production du riz)
Ohatra  10  Tany mahavokatra ny manodidina ary misy tranomilina fanaovana tapioka ao. [2.472#211]
11  ny tany sasany dia be rano loatra, na kely rano loatra, ka tsy mahavokatra. [1.357]
Haiendriteny 
12  Ny ankehitriny :
13  Ny lasa :
14  Ny hoavy :
Tohi-kevitra  15  tsymahavokatra
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny mahavokatra io

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20