Teny iditra (1/2) | 1 mahazaka |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Tady makadiry: Mamatotra omby amin' ny mahazaka |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] a stout rope or cable |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3, 1.8] câble, grosse corde |
Ohatra |
6 Famaky sy mahazaka no nentiny hamangiana ny teny. [2.298] |
Tovy hevitra | 7 tady mahazaka |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny mahazaka io |
Teny iditra (2/2) | 12 mahazaka |
Fototeny | 13 zaka |
Sokajin-teny | 14 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
15 [1.1] Afaka na tia mitondra: Tsy mahazaka an' io entana io aho Mahalefitra, mahatanty: Tsy mahazaka ny teny fanarabiana izy |
Fanazavàna teny anglisy |
16 [1.7] to be able to bear, to be equal to |
Fanazavàna teny frantsay |
17 [1.8] être capable de supporter; être capable de porter |
Ohatra |
18 sanatrian'izany, toa vorontsiloza manjoretra tsy mahazaka elatra. [2.1010] |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 21 ahazakam, mahazaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |