Teny iditra mahereza (hery)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mahery [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]
Ohatra 
1Mahereza ho lehibe haingana [Rakotonandrasana: Tantsaha]
2Mahereza, mahereza, hoy ny kiakiakany namporisika ireo miaramilany [Rapatsalahy: Kintana]
3Mahereza initady fa "ny kely haren-koman-dratsy; ny lany haren-dany haingo" [Rasamuel: Fanambadiana]

Nohavaozina tamin' ny 2020/02/24