Teny iditra | 1 mahereza |
Fototeny | 2 hery |
Sokajin-teny | 3 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mahery [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] |
Ohatra |
6 mahereza ho lehibe haingana [2.470#90] 7 mahereza, mahereza, hoy ny kiakiakany namporisika ireo miaramilany [2.895#156] 8 mahereza initady fa "ny kely haren-koman-dratsy; ny lany haren-dany haingo" [2.346#35] |
Fivaditsoratra | 9 aherezam, hamereza, mahereza |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |