|
|
|
|

Teny iditra1  mahery an-joro
Singan-teny  2  mahery, zoro
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  ilazana ny akoho mamono ny namany ao am-pisoko, nefa nony any ivelany kanosa mandositra ny akoho hafa
5  Olona mikitakita sy ratsy fitondra ny ao an-trano, nefa tsy mahasehaka firy amin' ny any ivelany [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2024/08/13