Teny iditra mahery vintana
Singan-teny mahery ; vintana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ilazana ny olona manoto ray aman-drehy na rahalahy na anabavy, izany hoe maty alohany avokoa ireo havany ireo [1.1]

Teny iditra mahery vintaña
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  [Betsimisaraka] Mazan-doha, adaladala, mahery setra [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01