Teny iditra mahiratra (hiratra)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Mahita: Ny jamba sy ny mahiratra
¶ Enti-milaza maso na saina mahita tsara, matsilo: Tsy azo fitahina iny fa olona mahiratra/ Mahira-tsaina
¶ Enti-milaza mizana tsara izay mahita na dia lanjan-javatra faran' izay kely aza: Tsy misy tsy hitan' ny mizana mahiratra [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to have one's eyes open; to be able to see [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay  [Hallanger 1974]
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra mahiratra
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Taisaka] mitandrina [Rakotosaona 1972]

2011/03/20