|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mahiratra
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fototeny  3  hiratra
Kamban-teny rehetra 
Fanazavàna teny malagasy  6  [1.1] Mahita: Ny jamba sy ny mahiratra
Enti-milaza maso na saina mahita tsara, matsilo: Tsy azo fitahina iny fa olona mahiratra/ Mahira-tsaina
Enti-milaza mizana tsara izay mahita na dia lanjan-javatra faran' izay kely aza: Tsy misy tsy hitan' ny mizana mahiratra
Fanazavàna teny anglisy  7  [1.7] to have one's eyes open; to be able to see
Fanazavàna teny frantsay  8  [1.8]

Teny iditra (2/2)9  mahiratra
Sokajin-teny  10  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  11  [1.78] [Taisaka] mitandrina

Fivaditsoratra  12  hamaritra, hamiratra, hiramatra, hiraratam, maharitra, mahiratra, miharatra

Nohavaozina tamin' ny 2025/08/10