Teny iditra mailaka
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Kinga, haingana, mavitribitrika raha mandeha: Mailaka erỳ izy raha mandeha
Havanambanana, mahay no sady haingana: Mpiasa mailaka Rakoto [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Nimble [1.2, 1.7]
 Brisk, active, sprightly [1.2]
 Quick [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Leste, adroit, agile [1.3, 1.8]
 Habile, ingambe [1.3]
 Dans son sens général, veut dire : qui rend leste, qui fait danser. [1.196]
Ohatra 
1Mailaka izy raha mandeha (Il est leste quand il marche) [1.3]
2Mailaka izy, raha manao zavatra (Il est leste et adroit quand il fait quelque chose) [1.3]
Sampanteny 
Ohabolana 

Teny iditra mailaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Sakalava] Référence Léo Samat 55 : « sert à faire de la betsabetsa » (fichier Grandidier) [1.196]

Teny iditra mailaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ny mailaka dia serivisy amin’ny aterineto izay ahafahan’ireo izay manana adiresy mailaka (kaonty) mandefa ary mahazo taratasy elektronika. [5.mg.https://mg.wikipedia.org/wiki/Mailaka]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2021/01/17