Teny iditra maim-bohon-dravina
Singan-teny may ; voho ; ravina
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ny fotoana vao maraina, alohan' ny vaky masoandro, izay efa misy hafanana kely mahamaina ny vohon' ny ravina vao nisy ranonando [1.1]
Voambolana 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/25