|
|
|
|

Teny iditra1  maingoka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Bibikely misy tanabeny roa mangeja eo anoloana, ary ny kibony miafara amin' ny rambo mifaingoka izay manindrona misy poizina
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] a scorpion
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3, 1.8] scorpion
Ohatra  6  Any am-piandrasana omby any izy dia ataony mijaly sy mitondra faisana ery ny omby izay andrasany, mpampitondraka ny volim-bahoaka, mpilalao bibilava sy maingoka ary biby madinika. [2.588#]
Voambolana  7  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Mpanahaka  8  hefy, mambambohitra
Lahatsoratra  9  Randzavola: maingoka ao amin' ny Baiboly

Fivaditsoratra  10  maingoka, miongaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21