|
|
|
|

Teny iditra1  mainka
Sokajin-teny  2  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Teny enti-milaza ny hevitra hoe: "hanao ahoana re raha toa ka..., ho bebe kokoa indray raha toa ka...": Antoandro ara mangatsiaka, ha mainka fa alina
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] all the more; rather, especially (distinguish from maika)
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] à plus forte raison, encore plus (à distinguer de maika)
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  7  akanim, ankamy, kimana, mainka, manaky, manika, nakaim, namaky, namika

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02