Teny iditra | maito (ito) | ||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||
Fanazavàna teny malagasy | [Bara] Tapaka, maty [1.78] | ||||
Tapaka tarangana, mifarana tsy misy romoromo [1.1] | |||||
Tapaka [2.285] | |||||
Ohatra |
| ||||
Sampanteny |
| ||||
Kamban-teny |
| ||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny maito io | ||||
Fivaditsoratra | atimo, maito, maoty, matoy, miato, miota, mitao, mitoa, moita, tamio, tamoy, taomy |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |