Teny iditra | maitsoina (maitso (itso)) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Atao tonga maitso, lokoana maitso [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qu'on teint en vert, qu'on rend [1.3] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | amaintiso, maitsoina, saomainty |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |