Teny iditra maitso lafika
Singan-teny maitso ; lafika
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ny zaza fatra-panditsaka am-pandriana ka zary maitso hatrany amin' ny lafi-pandriana; ilazana ny ankizy mpivoaka am-pandriana (noho ny lafika na kidoro andriany tonga maitso fa lena lava) [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01