|
|
|
|

Teny iditra1  maitsomaitso
Fototeny  2  maitso
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#420] vert, vert de gazon
Ohatra  6  Maharikoriko ahy mantsy io pentina maitsomaitso eo amin'ny fihirifako io [2.895#70]
Tovy hevitra  7  maitsoitso

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11