Teny iditra | maizimaizina (maizina (aizina (izina))) | ||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||
Famaritana malagasy | manjombonjombona ¶ an-tsokosoko: Tetika maizimaizina [Rajemisa 1985] | ||||||
Fandikana frantsay | un peu obscur, le commencement de l'aurore, la fin du crépuscule [Abinal 1888] | ||||||
Ohatra |
| ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |