Teny iditra | 1 maizimaizina |
Fototeny | 2 maizina |
Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] manjombonjombona an-tsokosoko: Tetika maizimaizina |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] un peu obscur, le commencement de l'aurore, la fin du crépuscule |
Ohatra |
6 maizimaizina vao tafakatra ny renivohitra izy ireo [2.470] 7 Tsy laviko fa nisy tetika maizimaizina ihany ny tsy nijanonako ela tao Parisy [2.471] 8 Saika isan'andro vao maizimaizina, nisy poa-basy re tany ambany antsinanan'Ambatondrazaka [2.472] |
Sampanteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |