Teny iditra maizim-bava vilany
Singan-teny maizina ; vava ; vilany
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ny hariva efa manomboka ho maizina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy (lit when the mouth of the kettle is dark), dusk [1.7]
Fanazavàna teny frantsay (lit. quand la bouche de la marmite est obscure), crépuscule du soir [1.8]
Ohatra maizim-bava vilany izy vao miditra ny tanàna [2.470]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/15