Teny iditra |
makafoka
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Tsy misy tsirony, tsy mba misy ranony firy fa maimaina, matsaboka [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Pour les fruits tels que les oranges, spongieux qui ne donne pas assez de jus, desséché, on l'emploie aussi dans les sens de fade, de mauvaise qualité [1.196]
|
Sampanteny |
|
Teny iditra |
makafoka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Karazan-kazo madinidinika. [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Nom d'un arbuste [1.3]
|
| Nom d'un arbuste indéterminé d'après Grandidier et Malzac, dont les fruits sont comestibles, mais peu appréciés. Peut être un Citrus sauvage (Rutaceae). [1.196]
|
Voambolana |
|