|
|
|
|

Teny iditra1  makajany
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] [Tsimihety] Fomba fampanofana tanimbary ka ny tompony no miantoka ny masomboly ary isasahana ny vokatra rehefa tafaverina ny masomboly nosamborina

Fivaditsoratra  4  makajany, manjaika, miakanja, mianjaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21