|
|
|
|

Teny iditra1  makiana (kiana)
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  Maina mora vakivaky na mora tapaka; mafia noho ny hamainany be loatra [1.1]
4  Tsy mba mandina [1.1]

Fivaditsoratra  5  kiamana, makiana, manaika, maniaka, miakana, mianaka, namakia

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20