Teny iditra | makirana | ||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Marikivy: Voasary makirana Enti-milaza toetra kahidy [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Acide, aigrelet Figuré: sévère, chiche [1.3] | ||||||
Acidulé, aigre [1.13] | |||||||
Acide, comme le citron, ou aigre Au sens figuré, pour les gens : avare, parcimonieux. [1.196] | |||||||
Sampanteny |
| ||||||
Kamban-teny |
| ||||||
Anaram-javamaniry |
| ||||||
Fivaditsoratra | makirana, manakira, manaraky, maniraka, miankara, mikaraña, mirakaña |
Nohavaozina tamin' ny 2021/08/16 |