|
|
|
|

Teny iditra1  Makoa
Sokajin-teny  2  anaram-poko
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Masombika (anarampoko vahiny iray avy atsy Afrika tonga teto)
Ohatra  4  Teo anilan'ireo Tompon-tany ireo no niavian'ireo makoa [2.606#29]
5  Olona maro karazana no mponina tao Mojanga, dia Sakalava, Hova, makoa, Arabo, Karana [2.649#1034]
Voambolana  6  Tantara: firenena
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny Makoa io
Tsanganana sy sary iray takila  8  Tenim-pirenenana

Fivaditsoratra  9  akaom, akoam, akoma, amako, amoka, kaomà, koama, Makoa

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21