|
|
|
|

Teny iditra1  malady ofana
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  mora angolena, maimay tsy mahan-dry fotoana: Malady ofana toa amalon-kely [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  in a hurry [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5  pressé, qui ne sait attendre le bon moment [1.8]
Singan-teny  6  malady, ofana

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/31