Teny iditra malagasy
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Momba an' i Madagasikara, an' i Madagasikara na avy any Madagasikara: 'Zany takariva kosa mody omby tera-bao!... / 'Ndreny lasa ny tsiriry nde-hody hifindra lasy; / Efa dify ny masoandro ne fa toa malain-kandao... / 'Zay nahita tsy hanadino ny hariva malagasy! (R. R-R) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Malagasy [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  malgache, malgaches [1.8]
 De Madagascar: la "cueillette de goyaves rouges, de merises, de prunes malgaches" (Le Clézio) [1.61]
Fanazavàna teny italianina Malgascio [1.18]
Fanazavàna teny alemà Madagassisch; teny malagasy (die madagassische Sprache) [1.56]
Kamban-teny 
Lohateny A Dictionary of the Malagasy Language
A Grammar of the Malagasy Language
An Elementary Englisy-Malagasy Dictionary
A New Malagasy-English Dictionary (Richardson James)
Dictionary Malagasy-English
Dikisionery malagasy-malagasy (Ramino)
Diksionary Malagasy-Rosiana
Diksionary Rosianina-Malagasy
Diksionary Englisy sy Malagasy
Diksionera Malagasy (Rabetsimandranto Fidelis-Justin)
Diksionera Malagasy-Englisy (Hallanger Fredrick Stang)
Diksionera Malagasy-Frantsay (Hallanger Fredrick Stang)
English and Malagasy Vocabulary (Ralaitafikia)
English-Malagasy Vocabulary
Famotorana ny fiteny malagasy
Fandalinana ny Teny Malagasy
Filozofia Malagasy (Rahajarizafy Antoine de Padoue)
Firaketana ny fiteny sy ny zavatra malagasy (Randzavola Henri)
Fitsipi-panoratana Malagasy (Rajemisa-Raolison Régis)
Fitsipi-pitenenana Malagasy Ara-drafitra
Fomba aman-pahendrena malagasy (Rajemisa-Raolison Régis)
Fomba Malagasy (Randzavola Henri)
Gramera na ny fianarana ny fiteny malagasy (Andrianony)
Ikotofetsy sy Imahaka sy Tantara Malagasy hafa koa (Rabezandrina)
Kabary Malagasy tsy tontan' ny ela (Rainitovo)
Lahabolana Malagasy (Ramamonjisoa Edouard)
Malagasy-English / English-Malagasy
Malagasy Vaovao
Myth and History, the Malagasy Andriambahoaka and the Indonesian Legacy
Ny Diamanga haiady Malagasy
Ny Fiaimpiainana Malagasy (Rabenandrasana Lalao François)
Ny Fivoaran' ny abidia malagasy
Ny Ohabolana Malagasy (Rahajarizafy Antoine de Padoue)
Ny Ompa amin' ny teny malagasy
Ny Tantaran'ny Firenena Malagasy (Rakotomamonjy Marline)
Ny tantaran' ny Martiora malagasy (Rabary Jean-Joseph)
Ny Teny Malagasy (Ratatamo)
Ny Teny Malagasy (Andriamanantena Georges)
Ny tsiny, ny tody (Rakotovoarisoa Bernard-Marie)
Ohabolana malagasy (Ny Onja)
Ohabolana Malagasy (Rinarasoa Estine)
Rakibolana frantsay - malagasy (Rakotonaivo François)
Rakibolana malagasy (Rajemisa-Raolison Régis)
Rantimbolana Rosiana-Malagasy
Resadresaka tsotra amin' ny teny Malagasy sy Rosiana
Tanindrazana sy Firenena ary isika Malagasy (Ravelojaona)
Vakana Malagasy
Vaovao Frantsay Malagasy
Voambolaña malagasy-malagasy (frantsay)
Vocabulary Grika-Malagasy

Teny iditra malagasy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy Collective name of the languages spoken in Madagascar [3.1]
Fanazavàna teny frantsay La langue malgache appartient à l [...] [tohiny 1.5]
 Groupe de langues malayo-polynésiennes parlées à Madagascar [1.61]
Mpanahaka  malgache

Teny iditra Malagasy
Sokajin-teny anaran-tsamirery (olona) [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Ny firenena tompon-tanin' i Madagasikara: Olona tia zanaka sy mandala fihavanana ny Malagasy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Generic name of the inhabitants of Madagascar [3.1]
Fanazavàna teny alemà Madagasse, Madagassin [1.56]
Mpanahaka  Madagasikara: Kôntinantan' ny Malagasy

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/09