Teny iditra malaho (laho)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Taimoro] (jereo halaho) [Rakotosaona 1972]
 Manan-tsiro masiatsiaka: Tsy tiako ity divay ity fa malaho izany [Rajemisa 1985]
Teny mitovy hevitra malaholaho
Kamban-teny, lohateny, anarana 

2017/12/20