Teny iditra malaina (laina)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy  [Sihanaka] kamo, tsy mety [Rakotosaona 1972]
 Tsy mazoto homana: Malaina aho izany fa rehefa kelikely aho mihinana
¶ Tsy ta hanao na inona na inona fa satry ihany hipetrapetraka amin' izao: Aleo maty olo-malaina toy izay vaky vilany mianefitra [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy lazy, idle, sluggish; unwilling [Richardson 1885]
 lazy, indifferent, unwilling; having no appetite [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay qui manque de goût, d'appétit, d'envie, qui est de mauvaise volonté, paresseux [Abinal 1888]
 paresseux; qui manque de bonne volonté; qui n'a pas d'appétit [Hallanger 1974]
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 

2012/06/20