|
|
|
|

Teny iditra1  malaina
Fototeny  2  laina
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  kamo, tsy mety [Sihanaka] [1.78]
5  Tsy mazoto homana: Malaina aho izany fa rehefa kelikely aho mihinana
6  Tsy ta hanao na inona na inona fa satry ihany hipetrapetraka amin' izao: Aleo maty olo-malaina toy izay vaky vilany mianefitra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7  lazy, idle, sluggish; unwilling [1.2]
8  lazy, indifferent, unwilling; having no appetite [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9  qui manque de goût, d'appétit, d'envie, qui est de mauvaise volonté, paresseux [1.3]
10  paresseux; qui manque de bonne volonté; qui n'a pas d'appétit [1.8]
Kamban-teny 
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny malaina io

Fivaditsoratra  15  alamina, lamaina, malaina, mianala

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/24