Teny iditra | 1 malala-tsaina |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Ohatra |
3 Nifanohitra be ihany teo ny Grika malala-tsaina nitady fandrosoana sy ny vahoaka tatsinanana nitana mafy ny fankatoavana ilay andriamani-bavy. [1.38] |
Singan-teny | 4 malalaka, saina |
Nohavaozina tamin' ny 2024/01/11 |